Portrait/ Pamella, mpiandraikitra ny serasera amin’ny lafiny rehetra

Portrait/ Pamella, mpiandraikitra ny serasera amin’ny lafiny rehetra

Tamin’ny Desambra 2018 izy no nanomboka niasa tato amin’ny Grandir à Antsirabe. Izy no misahana ny serasera sy ny fifandraisana amin’ireo mpiara-miasa sy mpamatsy vola ny fikambanana , misandrahaka amin’ny sehatra maro ny asany : fikarakarana hetsika samihafa, fampivoharana ny fiaraha-miasa amin’ireo mpiara – miasa, fametrahana paikadin-tserasera ho fampandrosoana ny asan’ny fikambanana

Portrait/ Noro, olon’ny asa sôsialy

Portrait/ Noro, olon’ny asa sôsialy

PORTRAIT : I Noro, tompon’andraikitra ny Fandaharanasa ho Fiarovana ny Ankizy Miaina eny an-dalambe (PPER) Grandir à Antsirabe nanomboka ny taona 2015. Mampahafantatra antsika azy izy tamin’ny resadresaka nifanaovana taminy. Voir l'article en Français sur le site...
Portrait/ Felana, vehivavy mahefa

Portrait/ Felana, vehivavy mahefa

Toy ny nazava ho azy tato amiko hoe hiasa ho an’ny manodidina ahy aho. Misahana ny ekipa mpilatsaka an-dalambe amin’ny alina ao amin’ny Grandir à Antsirabe hatramin’ny taona 2013 i Felana. Mizara amintsika ny tantarany ary izy amin’ity lahatsoratra ity.