Araho an-tsary ny fananganana ny trano fampiantranoana vonjimaikan’ny fikambanana

→ Asa fampandrosoana ifotony – Asa ifanomezan-tanana 2017

Nanomboka tamin’ny taona 2008, isan-taona, ny fikambanana Grandir à Antsirabe dia mametraka asa fanorenana ifanomezan-tanana amin’ny asa fampandrosoana ifotony.

Ny vinan-kasa « asa fanorenana ifanomezan-tanana » dia asa fanatsarana na fananganana toerana ao anatin’ny sehatry ny fanabeazana, sosialy na fahasalamana. Ohatra : fananganana sekoly, fananganana tobim-pahasalamana amin’ny fitsaboana natoraly, ny trano fampiantranoana vonjimaika ho an’ny ankizin’ny lalana…

Asa fanorenana ifanomezan-tanana 2017-2018 : fananganana trano fampiantranoana vonjimaika an’ny fikambanana.

Ny trano fampiantranoana vonjimaikan’ny fikambanana dia nanomboka tamin’ny volana oktobra 2016.

Ny trano dia misokatra amin’ny 5ora Hariva katramin’ny 7 ora sy sasany maraina ; handraisana ireo ankizin’ny lalana izay ahafahan’izy ireo misakafo, misasa, henoina teny ary matory am-pilaminana. Ireo mpanabe eto amin’ny fikambanana dia manatanteraka asa fampianarana, fitaizana, fanatanjahan-tena fa ihany koa fandraisana an-tanana ny fahasalamana sy ny ara-toe-tsaina ary ny fametrahana fifampiresahana ho fihainoana ireo ankizy.

Izany dia ny fananganana ny trano ho fampiantranoana vonjimaika sy ho biraon’ireo ekipa mandrindra ny lamin’asa ho fiarovana ireo ankizin’ny lalana izay vinavinaina ho an’ny taona 2017-2018. Io fananganana io dia ahafahan’ny fikambanana miala amin’ny hofan-tranon’ny fampiantranoana vonjimaika izay mitentina 6 000 000 Ar isan-taona. Ahafahana ihany koa manatanteraka vina lavitr’ezaka amin’ny lamin’asa ho fiarovana ireo ankizin’ny lalana. Ny taona 2017, ny fananganana dia mifantoka manokana amin’ny ambany rihana sy ny rihana voalohany.

Arak’izany, io asa fanorenana io dia vokatry ny fifanomezan-tanana iarahana amin’ny :

  • Mpisehatra ara-panjakana eto an-toerana
  • Ireo ekipa mpisehatra amin’ny asa fanorenana eto an-toerana
  • Ireo tanora vahiny mitsidika an’i Madagasikara izay ao anatin’ny fivahinianana ifanomezan-tanana. Ireo ekipa matihanina malagasy izay manazava azy ireo ny tokony atao ary miara-miasa sy mifanome tanana amin’ny fanaganana na fanatsarana ireo toerana voakasik’izany.
  • Ireo mpamatsy vola (ohatra : fondation TELMA, Holcim Madagascar…)
« Maraude » : andao ho resahantsika !

« Maraude » : andao ho resahantsika !

Isaky ny alatsinainy sy alakamisy alina amin’ny 8 ka hatramin’ny 11 alina, ny Ekipa Mpirotsaka an-dalambe amin’ny Alina (Equipe Mobile d’Aide – EMA) avy ato amin’ny Grandir à Antsirabe dia mirotsaka eny an-dalambe manao « maraude ». Mamantatra sy mihaona amin’ireo ankizy matory eny an-dalana . Ny EMA dia mampisitraka ireo ankizy matory eny an-dalana fitsaboana, fanabeazana sy fanarahana ara-tsosialy eny amin’ny toerana iainan’izy ireo : eny amin’ny lalana.

lire plus
Seho Ara-dalana #5: Seho ho an’ny Daholobe!

Nahafantatra ilay seho Ara-dalana #4 tamin’ny volana jolay lasa teo ianao? Ity indray ny andiany faha-5: ny Alarobia 02 oktobra tolak’andro lasa teo tao amin’ny “Salle d’oeuvre Catholique”no nanaovana ny izany, nampitondrana ny anarana hoe: Seho hoa n’ny Rehetra. Nafanan’ireo ankizy miantrano ao amin’ny CHT sy ireo vahiny hafa ny sehatra ka dia tena nahafinaritra tsy nisy toy izany.

lire plus
Fialana kely amin’ny MAHAZATRA

Fialana kely amin’ny MAHAZATRA

Ny zoma 30 Aogositra lasa teo, niaraka nivoka kely indray ny mpiara miasa rehetra sy ireo ankizy ao amin’ny Centre d’Hebergement Temporaire(CHT), niverina tany Betafo indray fa mbola tsy afapo! Hafaliana no nandravaka ny tontolo andro! Manasa anao ary hamaky fa tantarainay aminao ny tontolo andro tany 😊

lire plus
« Aoka fa tsy tsara ny zava-mahadomelina » : fanentanana tao amin’ny CHT

SOLIMEDA, fikambanana mpianatra ho mpitsabo avy any Amiens France, manao fanofanana sy fanentanana miompana amin’ny fahasalamana sy ny fahadiovana. Tanora folo izy ireo no niorim-ponenana vetivety teto Antsirabe mandritra ny iray volana, nanao izany fizarana traikefa izany tamina fikambanana samihafa eto an-toerana, anisan’izany i Grandir à Antsirabe.
I Marion, mpirotsaka an-tsitrapo avy amin’ny Grandir Ailleurs no mitantara aminao ny zavatra hitany sy natrehany !

lire plus
Lire aussi :   Fivoriam-be voalohan’ny mpikambana ao ami’ny tambazotra OSCAPE

Portrait Tsitoha : Talen’ny fikambanana Grandir à Antsirabe

Nanaiky ny hametraka fanamby lehibe I Tsitoha, ny taona 2014, dia ny ho talean’ny Grandir à Antsirabe. Tsy nitsahatra nitady paik’ady mahomby hampandrosoana ny fikambanana izy nanomboka hatreo. Andeha ary hosoritsoritantsika eto izany lalana nodiaviny izany.

« Aoka fa tsy tsara ny zava-mahadomelina » : fanentanana tao amin’ny CHT

« Aoka fa tsy tsara ny zava-mahadomelina » : fanentanana tao amin’ny CHT

SOLIMEDA, fikambanana mpianatra ho mpitsabo avy any Amiens France, manao fanofanana sy fanentanana miompana amin’ny fahasalamana sy ny fahadiovana. Tanora folo izy ireo no niorim-ponenana vetivety teto Antsirabe mandritra ny iray volana, nanao izany fizarana traikefa izany tamina fikambanana samihafa eto an-toerana, anisan’izany i Grandir à Antsirabe.
I Marion, mpirotsaka an-tsitrapo avy amin’ny Grandir Ailleurs no mitantara aminao ny zavatra hitany sy natrehany !

MG