Teboka famantarana #4 : Lalana, tontolon’ny herisetra
IREO ANKIZIN’NY LALANA (LES ENFANTS DE A RUE) Araka ny traikefan’ny Samu Social International, izay niasa nanomboka tamin’ny taona 1998 Ary koa araka ny fampiofanana teo anivon’ny fikambanana Grandir à Antsirabe, natao tamin’ny taona 2016 niarahana tamin’i Manon, izay...
Teboka famatarana #3
Rehefa tonga eny amin’ny lalana ny ankizy iray dia mametraka paik’ady hivelomany
Fampisehoana nataon’ny ankizin’ny CHT
SHOWCASE : Fampisehoana dihy sy hiran’ny ankizin’ny CHT → Ny sabotsy 29 oktobra 2017 Voir l'article en Français sur le site de notre partenaire Grandir Ailleurs Ny sabotsy 28 oktobra 2017 no notanterahina teto Antsirabe ny hetsika voalohany amin’ny...
Teboka Famantarana #2 : Fa maninona izy ireo no eny amin’ny lalana ?
Ireozava-nitranga nanimba saina ka tsy zaka no mahatonga ny ankizy mitsoaka ny fianakaviany. Mahatsapa izy fa ny fandehanany no manavotra azy (…)