par Pamella | 5 04 2019 | MG
Tamin’ny Desambra 2018 izy no nanomboka niasa tato amin’ny Grandir à Antsirabe. Izy no misahana ny serasera sy ny fifandraisana amin’ireo mpiara-miasa sy mpamatsy vola ny fikambanana , misandrahaka amin’ny sehatra maro ny asany : fikarakarana hetsika samihafa, fampivoharana ny fiaraha-miasa amin’ireo mpiara – miasa, fametrahana paikadin-tserasera ho fampandrosoana ny asan’ny fikambanana
par Pamella | 8 03 2019 | Non classifié(e)
Mpiasa tato amin’ny Grandir à Antsirabe nanomboka tamin’ny taona 2017, itantara amintsika ny lalana nizorany sy ny maha mpikirakira tarehimarika azy amintsika i Mamy.
par Aina Midget | 24 10 2018 | MG
Tatitra ny andiany faharoa amin’ny hetsika « sport pour tous » izay karakarain’ny tambazotra OSCAPE ! Voir l'article en Français sur le site de notre partenaire Grandir Ailleurs Faran’ny septambra teo no nanatanterahana ny andiany faharoa amin’ny hetsika « sport...
par Pamella | 18 10 2018 | MG
Ra tsikiky lava no ahafantarana an’i Arsène. Iray amin’ireo mpanabe ao amin’ny Fandaharanasa momba ny Fiarovana ny Ankizy Miaina eny amin’ny Lalana (PPER) izy hatramin’ny taona 2017.
par Aina Midget | 1 03 2018 | Non classifié(e)
(…)Aminin’ny 5ora ! miala eny am-piasana daholo ireo ekipa maraude mihazo ny lalana makany amin’ny « Maison de Grandira ». Avy hatrany dia any an-dakozia mikarakara ny sakafo ariva sy ny farilac ary dité, ho an’ireo ankizy matory eny amin’ny lalana (…)