par Pamella | 1 08 2019 | Hetsika sy fanentanana, Non classifié(e)
SOLIMEDA, fikambanana mpianatra ho mpitsabo avy any Amiens France, manao fanofanana sy fanentanana miompana amin’ny fahasalamana sy ny fahadiovana. Tanora folo izy ireo no niorim-ponenana vetivety teto Antsirabe mandritra ny iray volana, nanao izany fizarana traikefa izany tamina fikambanana samihafa eto an-toerana, anisan’izany i Grandir à Antsirabe.
I Marion, mpirotsaka an-tsitrapo avy amin’ny Grandir Ailleurs no mitantara aminao ny zavatra hitany sy natrehany !
par Pamella | 12 07 2019 | Hetsika sy fanentanana, Mpiara-miasa
Maro ny fifanakalozan-kevitra nandritry ny fanentanana natao tamin’ireo mpanabe. Afaka nilaza hevitra sy nandrava finoanoam-poana samihafa toy ny hoe ny fampiasana kapaoty miteraka fahalemena eo amin’ny lehilahy. Sahy nametraka fanontaniana samihafa ny mpiofana: tsy nisy ny fadifady, tena nahafinaritra!
par Pamella | 1 03 2019 | FIHETSIKETSEHANA, Hetsika sy fanentanana
Nanokatra ny varavarany tamin’ireo manam-pahefana miasa ho an’ny fiarovana ny ankizy, réseaux sahaza ny Grandir à Antsirabe ny zoma 15 febroary lasa teo.
par Aina Midget | 3 07 2018 | Hetsika sy fanentanana, Trano fampiantranoana vonjimaika
…Nihazo ny lalana mankany amin’ny toeram-piompiana Tombontsoa izy ireo. I Njaka izay mpiofana tao amin’ny ekipan’ny PPER, niaraka tamin’ireo mpilatsaka antsitra-po julie sy i Marion ary koa ny mpanabe Arsène no niara-nisalahy nanomana ny tontolo andro tany amin’ny toeram-piompiana (…)
par Aina Midget | 7 09 2017 | FIAROVANA IREO ANKIZY MIAINA ENY AN-DALAMBE, Hetsika sy fanentanana
Ho azy ireo, ny fandraisan’andraikitry ny fikambanana amin’ny fiarovana ny ankizy eny amin’ny lalana dia ahafahany mahazo traik’efa lehibe