Portrait Elysé

Portrait Elysé

Taona ray taorian’io dia nahazo ny mari-pahaizana momba ny fitantanana aho. Mahakasika indrindra ny fandoavana ny karaman’ny mpiasa sy ny fandaminana ny « visa de courtoisie » an’ireo mpilatsaka antsirapo sy ireo mpanao « services civiques » ny asako (…)

Portrait Mathilde

Portrait Mathilde

 /PORTRAIT/ Niofana teto amin’ny fikambanana ary tanan’ankavanan’ny talen’ny fikambanana i Mathilde ary izao niverina eto izao indray telo taona taty aoriana ; tonga tamin’ny volana jona 2018. Izy no tale vaovaon’ny fikambanana Grandir Ailleurs ary tale lefitry ny...