Ireo mpilatsaka antsitra-po mihetsika eto Madagasikara

Mifandray tanana ny mpanentana

19 ka hatramin’ny 25 taona izy ireo no nanapa-kevitra hanolo-tanana ho an’ny fikambanana eto an-toerana nandritry ny fotoam-pialan-tsasatra, alohan’ny handraisana indray ny fidirana ho an’ny taom-pianarana eny amin’ny ambaratonga ambony. Larissa, Murielle ary Rose dia nahafantatra ny fikambanana tamin’ny alalan’ny tambazotran-tserasera, ny pejy Facebook-n’ny fikambanana ary ny sasany amin’izy ireo dia nanaraka fampianarana momban’ny lalànan’ny fikambanana izay nahatonga azy ireo hifandray amin’ny vondrona.

Dingana voalohany mankany amin’ny tontolon’ny fikambanana

Ho azy ireo, ny fandraisan’andraikitry ny fikambanana amin’ny fiarovana ny ankizy eny amin’ny lalana dia ahafahany mahazo traik’efa lehibe. Murielle,izay maniry ny hanangana fikambanana aorian’ny fianarany, dia mandray izao lalana izao ho fomba iray ahafahany mametraka sahady dingana iray makany amin’izany tontolon’ny fikambanana izany.

Ireo vehivavy tanora ireo dia  mbola tsy nanana traik’efa tamin’ny filatsahana antsitra-po. Nandritry ny hetsika voalohany nataon’izy ireo dia mbola nisy ny fihafahafana fa rehefa nandeha ny fotoana tao anatin’izay filatsahana an-tsitra-po izay dia tafiditra tsara tao anatin’ny asa fanentanana izay ataon’ny fikambanana isan-kerinandro izy ireo toy ny, DanseLaRue, ny BiblioPousse ary ny CinéRue.

“ireo mponina dia vavolombelona avokoa amin’ny fanilikilihana ireo ankizin’ny lalana kanefa vitsy no mandray andraikitra mba hanovana izany”

Nandray andraikitra teo anivon’ny fikambanana izy ireo satria ny ankizy miaina eny amin’ny lalana dia misy tokoa eto Antsirabe. Ireo mponina dia vavolombdanse avec les enfants et bénévoleselona avokoa amin’ny fanilikilihana ireo ankizin’ny lalana kanefa vitsy no mandray andraikitra mba hanovana izany. Mahafantatra ny fiainan’ireo ankizy ireo ny rehetra, ary ireo vehivavy milatsaka antsitra-po ireo dia mahatsapa ny maha-zava-dehibe ny hetsika fanentanana ho an’ny mponina amin’izany zava-mitranga mavesatra izany.

Mandritry ny fihetsiketsehana atao, ireo mpilatsaka antsitra-po ireo dia mitondra fanohanana tokoa ho an’ireo mpiasa ara-tsosialy eto amin’ny fikambanana. Ny fahavitrihana sy ny tolo-tanana ataon’izy ireo dia mampizotra ara-dalana ireo hetsika fanentanana atao.

Amin’izao fotoana izao, ny fikambanana eto an-toerana dia ahitana mpilatsaka antsitra-po miisa 6 ho an’ny hetsika fanentanana amin’ny andavan’andro.

« Maraude » : andao ho resahantsika !

« Maraude » : andao ho resahantsika !

Isaky ny alatsinainy sy alakamisy alina amin’ny 8 ka hatramin’ny 11 alina, ny Ekipa Mpirotsaka an-dalambe amin’ny Alina (Equipe Mobile d’Aide – EMA) avy ato amin’ny Grandir à Antsirabe dia mirotsaka eny an-dalambe manao « maraude ». Mamantatra sy mihaona amin’ireo ankizy matory eny an-dalana . Ny EMA dia mampisitraka ireo ankizy matory eny an-dalana fitsaboana, fanabeazana sy fanarahana ara-tsosialy eny amin’ny toerana iainan’izy ireo : eny amin’ny lalana.

lire plus
Seho Ara-dalana #5: Seho ho an’ny Daholobe!

Nahafantatra ilay seho Ara-dalana #4 tamin’ny volana jolay lasa teo ianao? Ity indray ny andiany faha-5: ny Alarobia 02 oktobra tolak’andro lasa teo tao amin’ny “Salle d’oeuvre Catholique”no nanaovana ny izany, nampitondrana ny anarana hoe: Seho hoa n’ny Rehetra. Nafanan’ireo ankizy miantrano ao amin’ny CHT sy ireo vahiny hafa ny sehatra ka dia tena nahafinaritra tsy nisy toy izany.

lire plus
Fialana kely amin’ny MAHAZATRA

Fialana kely amin’ny MAHAZATRA

Ny zoma 30 Aogositra lasa teo, niaraka nivoka kely indray ny mpiara miasa rehetra sy ireo ankizy ao amin’ny Centre d’Hebergement Temporaire(CHT), niverina tany Betafo indray fa mbola tsy afapo! Hafaliana no nandravaka ny tontolo andro! Manasa anao ary hamaky fa tantarainay aminao ny tontolo andro tany 😊

lire plus
« Aoka fa tsy tsara ny zava-mahadomelina » : fanentanana tao amin’ny CHT

SOLIMEDA, fikambanana mpianatra ho mpitsabo avy any Amiens France, manao fanofanana sy fanentanana miompana amin’ny fahasalamana sy ny fahadiovana. Tanora folo izy ireo no niorim-ponenana vetivety teto Antsirabe mandritra ny iray volana, nanao izany fizarana traikefa izany tamina fikambanana samihafa eto an-toerana, anisan’izany i Grandir à Antsirabe.
I Marion, mpirotsaka an-tsitrapo avy amin’ny Grandir Ailleurs no mitantara aminao ny zavatra hitany sy natrehany !

lire plus
Lire aussi :   Portrait/ Toky, olon'ny tsiky sy ny hehy

Portrait Tsitoha : Talen’ny fikambanana Grandir à Antsirabe

Nanaiky ny hametraka fanamby lehibe I Tsitoha, ny taona 2014, dia ny ho talean’ny Grandir à Antsirabe. Tsy nitsahatra nitady paik’ady mahomby hampandrosoana ny fikambanana izy nanomboka hatreo. Andeha ary hosoritsoritantsika eto izany lalana nodiaviny izany.

« Aoka fa tsy tsara ny zava-mahadomelina » : fanentanana tao amin’ny CHT

« Aoka fa tsy tsara ny zava-mahadomelina » : fanentanana tao amin’ny CHT

SOLIMEDA, fikambanana mpianatra ho mpitsabo avy any Amiens France, manao fanofanana sy fanentanana miompana amin’ny fahasalamana sy ny fahadiovana. Tanora folo izy ireo no niorim-ponenana vetivety teto Antsirabe mandritra ny iray volana, nanao izany fizarana traikefa izany tamina fikambanana samihafa eto an-toerana, anisan’izany i Grandir à Antsirabe.
I Marion, mpirotsaka an-tsitrapo avy amin’ny Grandir Ailleurs no mitantara aminao ny zavatra hitany sy natrehany !

MG